|
|
|
|

Teny iditra1 mitoetra
Fototeny  2toetra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra?.
5Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo?.
6Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy.
7Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to dwell; to rest; to sit. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9habiter, rester. [1.8]
Ohatra  10 Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela. [2.324]
11 Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao. [2.470]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  16mitomoetra
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02