|
|
|
|

Teny iditra1 telo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro]. [1.2]
5three. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6trois. [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  73.
8III. [3.1]
Ohatra  9 Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano? [2.131]
10 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  17 Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 81 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  20 Ny isa
21 Fifanampiana
22 Fampitomboana
Lahatsoratra  23Andriamihaja: Fanisana vaovao 24Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02