|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sompirana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mivilana fa tsy mahitsy, mivily amin' ny tsy izy: Jery misompirana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4oblique, biais, en biseau.
[1.13] |
| Ohatra |
5 tsinjotsinjoko sompirana fa mahamenatra azy ny atao hoe "Malagasy"
[2.5#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 32 mpisarona, 33 somparina, 34 sompirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|