|
|
|
|

Teny iditra1 asompirana
Fototeny  2sompirana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mivilana, atao misompirana: Aza asompirana ny tohatra sao mianjera aho. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 asompirana, 10 isomparana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12