|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misompirana
Fototeny  2sompirana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mahitsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana.
5Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba.
6Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra.
7Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be oblique, to be bevelled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9être en biais, être placé obliquement. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Mpanahaka  14 mibirioka, 15 mivaona, 16 mivilana, 17 tailana
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)19 misompiràna
Fototeny  20sompirana
Sokajin-teny  21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misompirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  22 misompirana, misompiràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05