|
|
|
|

Teny iditra1 fisompiranana
Fototeny  2sompirana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra.
5Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6obliquité. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12