|
|
|
|

Teny iditra1 sompiranina
Fototeny  2sompirana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay.
5Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny.
6Asiana amin' ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin' ny baolina aho. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12