|
|
|
|

Teny iditra1 sintona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant.
5diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage. [1.3]
6traction.
7retrait, dérivées, dérivation. [1.13]
Ohatra  8 Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho. [2.4]
9 Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  32Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  33 Anontsy, 34 antsony, 35 sintona, 36 tsinona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11