|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manintona
Fototeny  2sintona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby.
5Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~ Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa.
6Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11manasintona
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 manintòna
Fototeny  14sintona
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 manintòna, manintona, 17 manontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02