|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fisintonana
Fototeny  2sintona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana.
5Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao.
6Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana. [1.1]
Ohatra  7 Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano. [2.356#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9 fisintonana
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11dérivabilité, extraction. [1.13]
Voambolana  12 Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  13fisintonana ny lefan-tsilo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08