|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanintona
Fototeny  2sintona
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manintona.
5Azo sintonina. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 fanintona
Fototeny  7sintona
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. [1.1]
10aretina mampihinjitrinjitra ny vatana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11convulsion. [1.13]
Voambolana  12 Fahasalamana
Tovy hevitra  13fanintontsintona

Fivaditsoratra  14 fanintona, 15 fanontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12