|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misintona
Fototeny  2sintona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana.
5Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano.
6Mikainkona: Nisintona ny hozany. [1.1]
Ohatra  7 Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 misintòna
Fototeny  14sintona
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 misintòna, misintona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02