|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sintonina |
| Fototeny | 2sintona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana.
5Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato. 6Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana. 7Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga. 8Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 anontsiny, 15 sinintona, 16 sintonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|