|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 singan' olona |
| Singan-teny | 2singa, 3olona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza olon-drery, tsy manan-kavana na namana miaraka amin' ny tena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6une personne seule, qui est au-dessus du nombre pair, qui est seul de sa famille.
[1.3] |
| Mpanahaka | 7 akangasisananamborana, 8 boribory, 9 honjohonjonolona, 10 irerytena, 11 mamikitraahitrairery, 12 manirery, 13 manjenjena, 14 mijongijongy, 15 milalaovovokairery, 16 misiontsiona, 17 tapaporohanasisatsymay, 18 tokantena, 19 tsyamboatsylambo, 20 tsyaryambonytsyaryambany, 21 tsymananamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|