Teny iditra | milalao vovoka irery | |
Singan-teny | milalao ; vovoka ; irery | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: singanolona | |
Ohatra | Zaza diso sakaiza aho ka milalao vovoka irery akohokely latsaka an-kady hiantso kely feo [2.131] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |