|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misiontsiona
Fototeny  2siontsiona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mivezivezy atsỳ sy arỳ.
5Mandeha somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina: Lasa ny anao nisiontsiona irery nody. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 misiontsiòna
Fototeny  11siontsiona
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misiontsiona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 misiontsiòna, misiontsiona, 14 misointsoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03