|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 singa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?.
4Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao.
5Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina. [1.1]
Ohatra  6 ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27#]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)10 singa
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12élément. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 7 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 sangy, 16 singa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08