|
|
|
|

Teny iditra1 sahirana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Be raharaha vonjena atsy sy arỳ: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka.
4Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita.
5Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana.
6Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy.
7Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9ennuyé. [1.3, 1.8]
10affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé. [1.3]
11perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent. [1.8]
Ohatra  12 Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy [2.470]
13 sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter) [1.3]
14 sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès) [1.3]
15 sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu) [1.3]
Haiendriteny 
16 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  32 beraharaha, 33 jambena, 34 mahantra, 35 maroherehina, 36 marosahanina, 37 mihenikenika, 38 miheninkenina, 39 miheninkenina, 40 mipenimpenina, 41 mipenimpenina, 42 poribola, 43 poritra, 44 sahirankirana, 45 tery, 46 tominjana
Kamban-teny rehetra  47Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  48 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  49 sahirana, 50 sarahina, 51 sarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02