|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jambena |
| Fototeny | 2jamba |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra.
5Azon' ny fahasahiranana mafy.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6temporarily blinded or dazzled.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7ébloui; qui a les yeux troubles.
[1.8] 8aveuglé, avoir les yeux troubles. [1.5] |
| Ohatra |
9 Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa.
[2.472]
10 Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [1.369#] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20jemby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|