|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisahiranana |
| Fototeny | 2sahirana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|