|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misahirana
Fototeny  2sahirana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako.
5Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to go to some trouble. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7se donner de la peine. [1.8]
Ohatra  8 Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 misahiràna
Fototeny  14sahirana
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misahirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 hira masina, 17 misahirana, misahiràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03