|
|
|
|

Teny iditra1 ravana
Fototeny  2rava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy.
5Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray.
6Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance). [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ravana, 16 varana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02