|
|
|
|

Teny iditra1 levona
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao.
4Lany: Levon' ny omby ny varinay.
5Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko.
6Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro.
7Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy.
8Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9consumed; utterly destroyed; dissolved, digested. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10consumé, anéanti; dissout; digéré. [1.8]
Ohatra  11 levona ny harena be. [2.59]
12 Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 levona, 23 velona, 24 volena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02