|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandravana |
| Fototeny | 2rava |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanimbana, fandevonana, faniongorana; famahana, fampisaritahana, fanasaratsarahana, fampihahana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5[Rel.
6s. 7from mandrava (rava).] In Imerina it means some great calamity or epidemic.. [Merina] [1.2] 8the act of tearing down, destruction. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9action de démolir; destruction.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 fandravana |
| Fototeny | 13rava |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
15Tuesday.
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 16 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|