|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpirahalahy |
| Fototeny | 2rahalahy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ceux qui sont frères.
[1.3#481] |
| Ohatra |
6 Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy;
[2.996]
7 Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. [2.508#] |
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|