|
|
|
|

Teny iditra1 firahalahiana
Fototeny  2rahalahy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5brotherhood. [1.470]
Fanazavàna teny frantsay  6fraternité. [1.470]
Ohatra  7 Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana. [2.356#]
8 Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy. [1.369#]
9 Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, firahalahiana -, dia natao ho anareo koa. [2.472#]
Kamban-teny rehetra  10fifandraisana ara-pirahalahiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08