|
|
|
|

Teny iditra1 ny arivo lahy tsy maty indray andro
Singan-teny  2arivo, 3lahy, 4tsy, 5maty, 6indray, 7andro
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12