|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 indray
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?.
4Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any.
5Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6again; in the second place. [1.2, 1.7]
7the second time; at times, sometimes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8encore une fois; de nouveau. [1.8]
Ohatra  9 Ho avy indray ny tantara terena. [2.4]
10 I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472]
Sampanteny 
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 28 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13 indray
Sokajin-teny  14 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [1.78]

Fivaditsoratra  15 dirina, 16 indray

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11