|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpiasabe |
| Singan-teny | 2mpiasa, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a steady-going person..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany.
[2.470]
8 Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499] |
| Mpanahaka | 9 andrainazy, 10 betsymiteny, 11 bonaika, 12 entinaaminnysangany, 13 jinjinina, 14 jokotsoriaka, 15 jomo, 16 jomoka, 17 kofehymanarapanjaitra, 18 konetaka, 19 malemyandranombary, 20 malemymaozatra, 21 malemypaika, 22 malemytsyazo, 23 manaikylembenana, 24 manaikylempona, 25 manaradrenirano, 26 manaradriandrano, 27 manarakaambokony, 28 manarakaefa, 29 mihako, 30 mongemahalatsaka, 31 mongena, 32 morabe, 33 morainy, 34 olombodo, 35 olombe, 36 olonkova, 37 olonkovabe, 38 rainazy, 39 tsysarotiny |
| Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|