|
|
|
|

Teny iditra1 rainazy
Singan-teny  2ray, 3azy
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Yielding implicity, of an easy disposition.
7Rainazibe is also used.. [1.2]
8of an easy-going disposition. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qui a le caractère doux, indulgent. [1.8]
Ohatra  10 rainazy hoy Ilanja
ka ny omby kely
no afahan-drafozana
[2.131]
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 rainazy, 13 zairina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02