|
|
|
|

Teny iditra1 malemy maozatra
Singan-teny  2malemy, 3maozatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Miseho ho malefaka nefa madity, atao koa hoe malemy tsy azo. [1.1]
Ohatra  6 Rian-kevitra malemy maozatra izy, nefa, mahagaga [2.503]

Fivaditsoratra  7 malemimaozatra, 8 malemy maozatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12