|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bonaika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin' ny namana na hipelipelika any am-pianarana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4mild, gentle, quiet, pacific, easy, bland, affable.
[1.2] 5peaceful, easy-going. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6paisible ; ne rien faire..
[Tankarana]
[1.19] 7paisible, pacifique. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14boneka |
| Fivaditsoratra | 15 baikona, 16 bokaina, 17 bonaika, 18 kobaina, 19 Kobiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|