|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miery
Fototeny  2ery
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa.
5Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to conceal oneself, to hide. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7se cacher. [1.3#129, 1.8]
8se dérober à la vue, agir en cachette. [1.3#129]
Ohatra  9 Nahoana ise no miery any anaty vahoaka any? [2.895#]
10 - Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy? [2.5]
11 Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena. [2.48]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Mpanahaka  16 manotrika, 17 miafina, 18 miampify, 19 midify, 20 milentika, 21 miotrika, 22 misoko, 23 mitampify, 24 tsymiseho

Teny iditra (2/2)25 miery
Sokajin-teny  26 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27mamazivazy, tsy manaja ny zo. [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31