|
|
|
|

Teny iditra1 mitampify
Fototeny  2tampify
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro.
5Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany.
6Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to press against a wall, etc.. [1.2]
8to press close. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9se blottir contre. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12