|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miotrika
Fototeny  2otrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipetraka amin' ny toerana mafana mba ho masaka.
5Mihiboka an-trano: Miotrika mba ho madini-tava ny anao vavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be ripened artificially. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être mis à mûrir. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12fañoroana miotrika

Teny iditra (2/2)13 miotrika
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15mandeha nana (fery). [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  16 Fahasalamana

Fivaditsoratra  17 mikitroa, 18 miokitra, 19 miotrika, 20 mirotika, 21 mitraoky, 22 morikaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08