|
|
|
|

Teny iditra1 miafina
Fototeny  2afina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miery mba tsy ho hita. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be concealed, to be in hiding.. [1.2]
6to hide. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Se cacher. [1.3, 1.8]
8être caché. [1.3]
Ohatra  9 Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324]
10 Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [2.471]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 faminia, 18 faniamy, 19 fimiaña, 20 miafina, 21 mifañia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02