Teny iditra | milentika (lentika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To sink; to set (of the sun) [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'enfoncer; couler; se coucher (en parlant du soleil) [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny milentika io | ||||||||
Fivaditsoratra | matin-kely, milentika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |