|
|
|
|

Teny iditra1 vatovandana
Singan-teny  2vato, 3vandana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6marbre. [1.13]
Voambolana  7 Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12