|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mankalaza |
| Fototeny | 2laza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena.
5manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to glorify, to exalt.
7to report a person as having been guilty of some bad deed. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8publier, glorifier.
[1.3, 1.5] 9solenniser, fêter. [1.3] 10remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait). [1.3] |
| Ohatra |
11 Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra.
[2.508#35]
12 Tamin' ny lanonana tamin' ny faran' ny Jolay dia firenena tokony ho fitopolo avy any am-pita no nandefa solontena hiara-mankalaza ny fahaleovantenan' i Madagasikara. [2.113#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 17 mampakatra, 18 manaja, 19 manajohary, 20 manakora, 21 manambony, 22 mananampempa, 23 manandratra, 24 manandratsandratra, 25 manandriana, 26 manangana, 27 manangitrangy, 28 mananoano, 29 manantoana, 30 mandaza, 31 mandritika, 32 mankasitraka, 33 manomelaza, 34 manomevoninahitra, 35 manondrotra, 36 midera, 37 mihoby, 38 mitehaka, 39 mitsoaka |
| Teny iditra (2/2) | 40 mankalazà |
| Fototeny | 41laza |
| Sokajin-teny | 42 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mankalaza [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 43 mankalazà, mankalaza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|