|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manakora |
| Fototeny | 2akora |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manainga akora.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to shout at, to deride.
[1.2, 1.7] 6to hoot. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7acclamer.
[1.3#16, 1.8] 8huer. [1.3#16] |
| Ohatra |
9 Izany hoe, manakora ny voa ka tsy mamonjy, nefa vetivety dia hifindra amin' ny azy koa;
[1.437#]
10 ny aty kosa malemy vaika, mandrotsirotsy, tsy miankina, miray hina, ka anareo ny mifidy, ary aza manakora. [2.314#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 manakorà |
| Fototeny | 16akora |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakora [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 18 manakorà, manakora, 19 manaroka, 20 mankaroa, 21 manoraka, 22 mokarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|