|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manondrotra
Fototeny  2tondrotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manatodika.
5Manolaka (hadisoana).
6Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 manondrotra
Fototeny  12sondrotra
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany. [1.1]
Ohatra  15 bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12