|
|
|
|

Teny iditra1 manambony
Fototeny  2ambony
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to make much of one's self or of another.. [1.2]
6to make much of, to consider highly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7exalter, rendre hommage à. [1.8]
Ohatra  8 Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra? [2.296#]
9 Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 manambony, 15 manombina, manombìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02