|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 manangana
Fototeny  2tsangana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana.
5Mampijoro, manorina: Manangan-trano.
6Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina.
7Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)13 manangana
Fototeny  14angana
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes). [1.3]
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)19 manangana
Fototeny  20angana
Sokajin-teny  21 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  22to lift up the head. [Provincial] [1.2]
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/5)24 manangana
Sokajin-teny  25 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  26mijanona. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (5/5)27 mananna
Fototeny  28tsangana
Sokajin-teny  29 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  30 manangana, manangàna, 31 manganana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03