|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaintaina |
| Fototeny | 2taintaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato.
[1.1] 5maharary mafy toa misy manombotrombotra. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to throb and burn (of a wound or sore).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès.
[1.3] 8faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure. [1.8] 9douloureux. [1.13] |
| Ohatra |
10 fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina.
[2.69#]
11 Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 15 Fahasalamana |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|