|
|
|
|

Teny iditra1 mitsakotsako
Fototeny  2tsakotsako
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny vanin-taolana izay toa torovandrovana sady manaintaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5gruger: Mitsakotsako siramamy (Gruger du sucre). [1.4]
Ohatra  6 Naka toerana tery ambody rindrina alokalofan-javamaniry izy miara-mitsakotsako mangahazo masaka nentin-dRavokatra. [2.470]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10manakotsako, mikepoka

Fivaditsoratra  11 mikatsokatso, 12 mitsakotsako

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12