|
|
|
|

Teny iditra1 manaikitra
Fototeny  2kaikitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo.
5Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra.
6Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay.
7Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao.
8Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ.
9Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10to bite, to cause pain. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11mordre; piquer, faire mal. [1.8]
Ohatra  12 manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528#]
13 ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka. [2.313#]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Mpanahaka  18 mamazana, 19 manakarepoka, 20 manakaretoka, 21 manaketoka, 22 manatandra, 23 mandramatra, 24 mandramatra, 25 mandrambo, 26 mandriatra, 27 mandrovitra, 28 mikaretoka, 29 miketoka
Kamban-teny rehetra  30manaiki-molotra
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 manaikitra, 33 manati-kira, 34 miantraika, 35 mitakarina, mitakarìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03