|
|
|
|

Teny iditra1 mangirifiry
Fototeny  2hirifiry
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io.
5Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6painful. [1.2]
Kamban-teny rehetra  7miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08