|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lelafo |
| Fototeny | 2lela |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lelafina [Fitanisana] |
| Teny iditra (2/2) | 4 lelafo |
| Singan-teny | 5lela, 6afo |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8esona (gaz) mirehitra.
9Hita izany eo amin' ireo fanaovan-jiro etona (gaz d'éclairage sy gaz acétylène, ets.) fa: raha vao vohana hipololotra ny gaza, ka tsoloana afo, dia miredaka. 10Toy izany koa no mampahery lelafon' irony fatana atao how "primus", satria ny gazan-tsolitany no mirehatra eo. 11Izany koa no mahatonga ny kitay hazo na ny labozý, ets. 12hisy lelafo: mamoaka gaza mety mirehitra izy ireny eo am-pirehatana. 13Ny zavatra sasany kosa -- tahaka ny arin-kazo, na ny faikan' arintany (coke) -- izay efa nesorina na nohakelezina fatratra ny etona mety mirehitra ao aminy -- dia tsy mamoaka lelafo loatra, fa dia mivaivay fotsiny. 14Ny etona (vapeur) sasany koa, ny elektirisite, dia samy mety hisy lelafo.. [1.10#A84] [lela-afo] 15Gaza mitarehin-dela mazava sy mafana avy amin' ny zava-mirehitra. [1.10#L204] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16a flame, a blaze.
[1.2#387] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17flammes.
[1.3] |
| Ohatra |
18 Efa nananika ny rambon-tsalakany ny lelafo.
[2.895#177]
19 Ny lelafo|lelafony|lelafon'ny dia lelafo|lelafony|lelafon' midedadeda, eny, lelafo|lelafony|lelafon'n' i Jehovah. [2.996#26.8.6] 20 Raha vohako izy ka tselarako afo dia mamoaka lelafo mivaivay. [2.445#32] 21 Iny nisy lelafo nijoalajoala indray mandeha, dia lavenona no sisa. [2.499#] 22 Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tanana sy rotsa-kazo. [2.470#44] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|