|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lela |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina)..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a tongue; a blade.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5la langue.
[1.8] |
| Ohatra |
6 ny lela tsy mahahetsika.
[2.4]
7 raha tany misy loha, misy lela; [2.69] 8 Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 66 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 lale, 19 lela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|