|
|
|
|

Teny iditra1 lanja
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?.
4Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5weight [Comp.
6Swa.
7mlanza, a pole for carrying]. [1.2]
8weight. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9poids, pesanteur. [1.8]
10importance; masse, dose. [1.13]
Ohatra  11 Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285]
12 Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114]
13 mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  44Fikambanana 31 amin' io teny io
Ohabolana  45 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02